Ofisialy
Ofisialy

FEO DIVERS AN-TSEHATRA

...

05 July 2025 16:00

La Teinturerie Ampasanimalo

Mitohy ny hetsika, ho hitantsika ao amin'ny La Tenturerie Ampasanimalo ny Sabotsy 05 Jolay ho avy izao manomboka amin'ny 04ora folakandro tsy diso. SOJA. B sy DIOJAY no mitondra azy, fa ho avy hiaka-tsehatra ao ihany koa i BUG sy i TEED ary i GARRICK (eo amin'ny fikosehana kapila).

Événement terminé.

Merci d'être venu nombreux.

Restez à l'écoute pour d'autres événements à venir !